|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vato tsipazana |
| Singan-teny | 2vato, 3tsipazana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5vato misy loaka notorahan' ny olona ka noheverin' ny mpinompino foana fa fambara tsara raha tafiditra tao anaty lavaka ny vato, fa fambara ratsy kosa raha tsy tafiditra.
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6vato filokana, vato torahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|